Anjoma Ramaritina

Raim-pianakaviana maty voatifitra, lasa ny 6 tapitrisa Ar


  • Zoma 15 Desambra 2023

Notafihin’ny andian-dahalo mitam-basy ny tokantrano iray tao

Morafeno Kaominina ambanivohitra Anjoma Ramaritina, distrikan’i Mandoto, faritra Vakinankaratra ny alin’ny alarobia hifoha omaly alakamisy 14 desambra 2023, raha ny fampitam-baovao voaray. Raim-pianakaviana iray no namoy ny ainy notifin’ireo dahalo. Mpivady miisa 2 kosa no naratra mafy. Vola manodidina ny 6 tapitrisa Ariary no voaroba miaraka amin'ny entana sy firavaka maro tao an-trano, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT