TOAMASINA

Pasiteran’ny fiangonana zandriny tratra namaky trano


  • Alarobia 20 Desambra 2023

Tena nampalahelo sady namohehitra ny fihetsika nataona pastera

avy amin’ny fiangonana zandriny iray ao Toamasina ao. Izy tokony hampianatra sy hanome maodely tsara ara-pitondrantena ny mpino indray mantsy no nanalabaraka ny anaran’Andriamanitra hivavahany sy manaratsy endrika ny fiangonana zandriny koa. Tratra namaky trano ambodiomby izy io raha araka ny vaovao azo ny alin’ny Sabotsy 16 hifoha Alahady 17 Desambra teo. Tsy mbola fantatra mazava ny antony nanosika ity pastera ity hanao izao fihetsika mamohehitra izao fa ny hany fantatra dia mety miaro hafetsena ihany koa ny antony nananganany fiangonana mba hahazoany vola. Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana moa ilay ranamana io ary fantatra fa niakatra fitsarana omaly.
Pati
Legende : Ity ilay pastera tratra namaky tranon’olona tao Toamasina !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT