Tontakely eny amin’ny seranam-piaramanidina

Manao ny ataony amin’ny entan’ireo mpandeha


  • Alatsinainy 08 Jolay 2024

Miandry ny mpitandro filaminana sy ireo mpandrindra ny seranam-piaramanidina

fotsiny dia manao ny ataony amin’ny entan’ireo mpandeha na «voyageur» ireo tontakely eny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato eny, raha ny fitantaran’ny mpamily fiarakaretsaka iray nahazo sary miafina ny fikasan’izy ireo nanao ny asa ratsiny teo amin’ny fiantsonam-piara na «parking» teo. Maromaro izy ireo no mihaodihaody eo, hoy ity nanatri-maso ity. Miafina an’elanelan’ny fiara izy ireo mitsoaka ny zandary sy mpanara-maso na «sécurité». Nanano sarotra ny fakàna ny sary noho ireto tontakely ireto tena marobe, hoy hatrany ity mpampita vaovao ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT