• Zoma 05 Martsa 2021
Fandriampahalemana.Asa fanendahana Jiolahy iray indray no tratra teny Antaniavo

Jiolahy iray no saron’ny polisy avy ao amin'ny PPA4 Antaniavo ny 02 martsa 2021 lasa teo tokony ho tamin'ny 11ora atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Febroary 2021
Fandriampahalemana.Famonoana sy fanolanana zazavavy kely Lehilahy 3 no voasambotra tany Fenoarivo atsinanana

Lehilahy 3 no fantatra fa tompon’antoka tamin’ilay raharaha fakana an-keriny miampy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Febroary 2021
Fandriampahalemana.Nanisana Noraisim-potsiny ilay mpangalatra « auto radio »

Voasambotry ny Polisy niaraka tamin'ny « auto radio » avy nangalariny ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Janoary 2021
Fandriampahalemana.Anjozorobe Mirongatra isam-pokontany ny asan-dahalo

Mirongatra ny asan-dahalo any amin’ny kaominina ambanivohitra Marovazaha, distrikan’Anjozorobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Janoary 2021
Fandriampahalemana.Andravoahangy Efa-dahy tratra nanendaka tao an’elakelan-trano

Lehilahy miisa efatra 18, 19, 21 ary 25 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Janoary 2021
Fandriampahalemana.Tetezan’i Bekiraro Olona 4 isan’andro no voaendaka

Anisan’ny faritra mena amin’ny fanendahana eto an-drenivohitra ny tetezan’i Bekiraro miazo an’Ambodin’Isotry.

Hamaky ny tohiny
FTT