Fandriampahalemana

Andravoahangy Efa-dahy tratra nanendaka tao an’elakelan-trano


  • Alarobia 27 Janoary 2021

Lehilahy miisa efatra 18, 19, 21 ary 25 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao

 

 

 

 

Antaninandro rehefa avy nanendaka teny Andravoahangy. Nandritra ny fisafoana izay nataon’izy ireo teny amin’ny faritra iny no nahatrarana azy efa-dahy ireto, tratra teo am-panendahanana olona sendra nandalo tamina elakelan-trano iray. Tsy afa-nitsaoka intsony izy efa-dahy ireto nandritra izany fa avy hatrany dia voasambotra. Nentina nankany amin’ny birao avy hatrany izy ireo natao famotorana. Taorian’ny fihainoan’ny fitsarana azy efa-dahy moa dia naiditra vonjimaika eny Antanimora avokoa izy ireo.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT