• Alarobia 19 Jona 2024
KAOMININA AMPITATAFIKA. Notolorana sakafo masaka avokoa ny mpanala CEPE

Misy amin’ireo mpiadina niatrika ny fanadinam-panjakana CEPE omaly no tsy nihinana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2024
TALATAMATY. Nentina am-bavaka ireo mpanala fanadinana

Nentina am-bavaka avokoa omaly Alarobia 12 Jona ireo mpanala fanadinam-panjakana rehetra ao anatin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2024
MPIANATRA NIANTOHAN’NY STAR. Nivoaka ny andiany voalohany 4 mianadahy

Nahavita ny fianarany ireo nahazo vatsim-pianarana andiany voalohany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2024
Ankatso sy Vontovorona. Nangotraka ny fifandonana !

Mangotraka ny toe-draharaha eny amin’ny Anjerimanontolom-panjakana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Mey 2024
Grevin’ny mpianatra. Nangotraka ny an’ny Politeknika, nanome 72 ora ny Siansa

Nangotraka indray ny grevin’ny mpianatry ny Sekoly ambony Politiknika Vontovorona ny talata 30 aprily

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Aprily 2024
CONAMEPT. “Ahitsio ny fanabeazana eto Madagasikara”

Nanomboka omaly 22 hatramin’ny 26 aprily ny herinandro maneran-tany ho an’ny fanabeazana,

Hamaky ny tohiny
FTT