• Zoma 28 Febroary 2025
Manam-pahaizana momba ny fadin-tseranana. Namoaka ny andiany Masova ny INSPNMAD

Tontosa omaly teny amin’ny Espace Rose By Pass ny famoahana ny andiany “Masova”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Febroary 2025
Dosie ho an’ny CEPE Antananarivo Renivohitra. Nanome fanalavam-potoana herinandro ny Cisco

Hifarana afaka rahampitso Zoma 28 Febroary ny fisoratana anarana ho an’ireo mpiadina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Febroary 2025
Vondron’ny mpampianatra mpanabe eto Madagasikara. «Aza miheritreritra fampandrosoana raha tsy hijery ny mpampianatra!»

Anaty vanim-potoam-pahavaratra isika izao, hoy ny filoha nasionalin’ny VMMM na Vondron’ny mpampianatra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Febroary 2025
Politeknika Vontovorona. Mandrahona higrevy indray manomboka rahampitso

Manome fotoana farany hatramin’ny anio hamahana ny olan’ny herinaratra indray ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Febroary 2025
Ady amin’ny fandikan-dalàna an-dranomasina. Tanterahana eto amintsika ny fihaonambe iarahana amin’ny ACS

Mampiantrano ny fihaonambe momba ny fandriampahalemana an-dranomasina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Febroary 2025
MPIANATRA ENY ATSIMONDRANO. Efa niverina nianatra ny eny anivon’ny tsy miankina

Efa niverina nianatra omaly Alatsinainy 24 Febroary avokoa ny ankamaroan’ireo mpianatra

Hamaky ny tohiny
FTT