- Talata 09 Aogositra 2022
Fampianarana.Fanadinana bakalorea Hivaly mialohan’ny faran’ny volana
Hivaly mialohan’ny faran’ny volana Aogositra ho avy izao ny fanadinam-panjakana Bakalorea manerana ny Nosy. Ho an’Antananarivo manokana dia fantatra fa efa voatsara hatrany amin’ny 90% ny taratasim-panadinana.
Hamaky ny tohiny
