• Alatsinainy 14 Novambra 2022
Fampianarana.Mpianatra Malagasy avy any Maroc sy Rosia Ho avy amin’ny zoma ny andiany faharoa

Higadona amin’ny zoma 18 novambra ho avy izao eto an-tanindrazana ny andiany faharoa amin’ireo mpianatra Malagasy nalefan’ny Fitondram-panjakana nandrato fianarana tany Maroc sy Rosia.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Fampianarana.Mpianatra Malagasy Zarina hifaninana fa tsy beazina hahay sy hikaroka

Tsy hisy firenena handroso ao anatin’ny fahabadoana sy tsy fahalalana, ka isan’ny mbola mila ezaka ny fanatsarana ny tontolon’ny fampianarana sy fanabeazana eto, raha tarafina amin’ny zava-misy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Oktobra 2022
Fampianarana.Sempama Nosy “Mila fanavotana malaky ity fanabeazana ity”

Feno 10 taona amin’ity taona 2022 ity ny sendikan’ny mpanabe manerana ny nosy ny Sempama Nosy, hoy ny fampitam-baovaon’izy ireo tetsy amin’ny INFP Mahamasina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Fampianarana.Tranombokin’ny fandriampahalemana Nosokafana ihany koa ny ao Andavamamba

Ho fanabeazana ara-pandriampahalemana ny ankizy dia nosokafana ihany koa ny tranombokin’ny fandriampahalemana ho an’ny EPP Andavamamba ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2022
Fampianarana.Mpanabe eto Madagasikara Tokony mba hanaraka ny fenitra ny karama, hoy ny UNESCO

Andro iray natokana hijerena ireo mpampianatra, mpanabe ny andro iraisampirenena ho an’ny fanabeazana, hoy ny avy eo anivon’ny rafitra iraisampirenena misahana izany anaty firenena mikambana na UNESCO.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2022
Fampianarana.Robotika-First Global Challenge Anisan’ireo 10 voalohany hiatrika famaranana ny Malagasy

Mamiratra hatrany ny ekipa Malagasy eo amin’ny tontolon’ny robotika, voasokajy ho isan’ny folo voalohany isika amin’ny fifaninanana FGC (First Global Challenge).

Hamaky ny tohiny
FTT