Fampianarana

Lisea Jules Ferry Faravohitra Hankalaza ny faha 100 taonany


  • Talata 21 Febroary 2023

Feno 100 taona amin’io taona 2024 io ny Lisea Jules Ferry Faravohitra. Manomboka amin’ity taona ity, kosa anefa, raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra,

ny fanombohana izany fankalazana mankadiry izay tsy azo avela handalo fotsiny izany. Ny volana aprily, noho izany, dia efa hisy ny fampahafantarana isan-karazany mikasika izay. Hisy koa ny fampiantsoana ireo maintimolalin’ny lisea izay ho tontosaina etsy amin’ny kianja mitafon’I Mahamasina ny 6 may izao. Ho sokafana ny septambra kosa ny fankalazana. Ny aprily 2024 no ivony ary ny jona 2024 no famaranana, hoy hatrany ny fampahafantarana.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT