Fampianarana

Teny ibeazana eto Madagasikara Novelabelarina ny anjara toeran’ny fitenim-paritra


  • Alarobia 22 Febroary 2023

Tontosa omaly tetsy amin’ny akademiam-pirenena momba ny teny etsy Tsimbazaza ny fanamarihana ny datin’ny 21 febroary eto Madagasikara.

Andro iraisam-pirenena ho an'ny teny ibeazana moa eto no tiana ambara. " Fanabeazana maroteny, antoka hampivoarana ny fanabeazana, ny anjara toeran'ny fitenim-paritra eo amin'ny fanabeazana.", io kosa no lohahevitra niaraha-namelabelatra sy niady hevitra teny an-toerana. Ireo akademisianina malagasy toy ny Pr Jeannot Fils Ranaivoson, mpahaiteny, Harilala Ranjatohery, mpahaitantara, Irène Rabenoro, mpahaiteny mihatra anaty fiarahamonina na “sociolinguistique” moa no isany nitondra ny fomba fijerin’izy ireo tao anatin’izany, raha ny tati-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fampianarana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

teknika sy fanofanana arak’asa

  • ANJERY MANONTOLO
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Namoaka mpianatra 195 ny fakiolten’ny EGS

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

Hijery ny tohiny
FTT