• Alakamisy 02 Martsa 2023
Fampianarana.Fandratoana fianarana any ivelany Tanora 600 isan-taona no mivoaka an’i Madagasikara

Tena tian’ny tanora Malagasy ny mandrato sy manohy fianarana any ivelany, aorian’ny fahazoana ny mari-pahaizana Bakalorea.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2023
Fampianarana.Fifanolanana sekoly sy fiangonana zandriny Any amin’ny Filankevi-panjakana ny baolina

Naneho hevitra mikasika ilay raharaha fifanolanan’ny sekolim-panjakana sy ny fiangonana zandriny iray indray ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rtoa Sahondrarimalala Marie Michelle omaly, tao amin’ny tambajotran-tserasera.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2023
Fampianarana.CEG sy Lisea Alakamisy Itenina Mbola tsy voavaha ilay olana amin’ny fananganan-tsaina

Tsy voavaha ny olana hatreto, mbola tantara mitohy ny raharaha fifanolanana eo amin’ny Sekoly CEG sy Lisea any Alakamisy Itenina mampifanolana ny sekoly sy ny avy amin’ny Fiangonana « Témoins de Jehovah ».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Febroary 2023
Fampianarana.Pr Sammy Grégoire Ravelonirina “Mitohy ny tolona fitakiana… ”

Nandray anjara mavitrika tamin’ny filankevim-pirenena ara-potoanan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra na SECES ny SECES Sampana Antananarivo ny 17 janoary teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2023
Fampianarana.DREN Analamanga Miverina manontolo ny fampianarana manomboka anio

Miverina mianatra avokoa ireo mpianatra rehetra manerana ny DREN Analamanga manomboka anio alakamisy 23 febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2023
Fampianarana.Teny ibeazana eto Madagasikara Novelabelarina ny anjara toeran’ny fitenim-paritra

Tontosa omaly tetsy amin’ny akademiam-pirenena momba ny teny etsy Tsimbazaza ny fanamarihana ny datin’ny 21 febroary eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT