• Alakamisy 11 Mey 2023
Fampianarana.EPP Ambodivondava Hahazo tohana avy amin’ny Association Zazakely

Nivoaka tany ivelany ny Ben’ny tananan’ny kaominina Alasora Randriantsoa Jimmy niaraka tamin’ireo delegasiona ao anatin’ny distrikan’Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Fampianarana.Fidiran’ny mpianatra 2023-2024 Hiakatra ny saram-pianarana

Ho mafy indray ny sedra hiandry ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra isan-tsokajiny amin’ny fiatrehana ny taom-pianarana vaovao ho avy io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Fampianarana.Politeknika Vontovorona Milaza hampiato ny fampianarana ireo « vacataires »

Nandefa taratasy miantefa amin’ny Minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana Ara-tSiansa (MESUPRES) ny Komitin’ny « Vacataires »

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Fampianarana.Lisea Jules Ferry Faravohitra – 100 taona

Ilàna fanavaozana avokoa ny fotodrafitrasa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Fampianarana.Ambodianfontsy Ampitatafika Nahazo dabilio sy seza ny EPP

Ankoatra ny tsy fahampian’ny sakafo dia anisan’ny antony tsy mampaharisika ireo ankizy mpianatra hanohy ny fianarany ihany koa ny haratsian’ny foto-drafitrasa sy ny fitaovana hampiasaina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Mey 2023
Fampianarana.ALAOTRA MANGORO Mpampianatra 391 isa voaray ho mpiasam-panjakana

Midina ifotony ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena Marie Michelle Sahondrarimalala amin’izao ho fanatsarana ny sehatry ny fanabeazana.

Hamaky ny tohiny
FTT