• Alatsinainy 19 Jona 2023
Fampianarana.Nantenaina Rakotonirina Tovolahy zandriny indrindra hiatrika ny bakalorea ao Toamasina

Nantenaina Rakotonirina, tovolahy kely vao 13 taona monja no fantatra fa zandriny indrindra hiatrika ny fanadinam-panjakana bakalorea ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Jona 2023
Fampianarana.Fanamparam-pahefana any Bongolava Nosamborina ny DREN, misy olom-boafidy voatonotonona

Misy olana ao amin’ny DREN Bongolava. Nosamborin’ny manampahefana omaly ny DREN ho an’ny faritra Bongolava sy ny sefo ZAP Ambalanirana ,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Jona 2023
Fampianarana.Cours” atolotry ny depiote Todisoa Maherin’ny 800 ireo mpianatra tonga

Nanomboka ny sabotsy 03 jona teo ny ilay “Cours maimampoana” atolotry ny depiote Todisoa Andriamampandry ho an’ireo tanora ao amin’ny Boriborintany faha-6 eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Jona 2023
Fampianarana.Mpianatry ny ESPIC sy ny ISDE Hanampy ny tanora hiala amin’ny rongony sy ny fivarotan-tena

Mirongatra sy mahazo vahana ankehitriny ny fandraisan’ireo tanora zazalahy sy zazavavy rongony raha toraka izany ihany koa ny resaka fivarotan-tena eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Mey 2023
Fampianarana.Taninketsan’ny foloalindahy Niavaka ny fanamarihana ny faha-100 taonan’ny SEMIPI

Nomarihina omaly 25 may 2023 tao Fianarantsoa ny faha-100 taonan’ny Sekolin’ny Miaramilam-pirenena na SEMIPI, izay taninketsan’ny Foloalindahy malagasy sy namolavola mpitarika maro eto amin’ny Firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Mey 2023
Fampianarana.Adina ara-panatanjahantena bakalorea Mbola misy ireo tsy nahazo taratasy fiantsoana

Hanomboka amin'ny herinandro ho avy io ny adina ara-panatanjahantena ho an’ny fanadinam-panjakana Bakalorea eto amin’ny Faritanin’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT