• Alakamisy 03 Aogositra 2023
Fampianarana.Sekoly tsy miankina 20% hatreto ny tahan’ny fisoratana anarana

Tena sahirana ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy. Fanina tsy mahita lalan-kombana intsony ny ankamaroany noho ny fiakaran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2023
Fampianarana.Mitohy ny fikatsoan’ny oniversite Lasa sorona ny zanaka Malagasy

Mitohy ny oniversite maty eny amin'ny anjerimanontolon'Antananarivo. Nanapa-kevitra ny hanohy izany hatramin'ny 07 aogositra indray ny Sendikan'ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2023
Fampianarana.Fifehezana ny teny Frantsay Miofana ny mpampianatra 20 ao Andramasina

Tsy dia mahay sy mahafehy teny Frantsay loatra amin’ny ankapobeny ireo mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Aogositra 2023
Fampianarana.Raharaha bakalorea Tafakatra 16 ireo nidoboka am-ponja vonjimaika

Tafakatra 16 ireo olona naiditra am-ponja vonjimaika tamin’ny raharaha bakalorea.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Aogositra 2023
Fampianarana.Oniversiten’Antananarivo Nampiato fampianarana ny FDSP

Namoaka fanambarana manokana omaly ny avy eo anivon’ny Fakiolten’ny lalàna sy siansa momba ny politika na FDSP

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Jolay 2023
Fampianarana.Raharaha bakalorea Tafakatra 14 ireo nosamborina

Tafakatra 14 ireo olona nosamborina tamin’ny raharaha fikorontanan’ny fanadinam-panjakana bakalorea. Misy tamin’ireo no mpampianatra, mpianatra,

Hamaky ny tohiny
FTT