• Alatsinainy 03 Jona 2024
Akany zandarimaria Arivonimamo. Nahazo fanampiana avy any Sina ireo zaza kamboty

Tonga nanolotra fampitaovana ho an'ny Akany Zandarimaria ao Arivonimamo tamim-pomba

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Jona 2024
ARIVONIMAMO. Hanomboka anio ny adina ara-panatanjahantena Bakalorea

Manomboka anio alatsinainy 03 jona ary haharitra efatra andro ao amin'ny kianja

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Mey 2024
AMBOHIDRAPETO ATSIMONDRANO. Hananganana toeram-piofanana lehibe ho an’ny tanora

Ny 70%n’ireo tanora latsaky ny 30 taona eto amintsika dia tsy an’asa avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Mey 2024
Oniversiten’Antsiranana. Atsahatra ny fampianarana noho ny fandalovan-dRajoelina…

Noho ny fahatongavan’ny Filoham-pirenena dia miato ny fampianarana rehetra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Mey 2024
FANADINANA CEPE. Nitombo 10% ny mpiadina, 5 taona ny zandriny indrindra

Nitombo 10% ny isan’ireo mpiadina hiatrika ny fanadinam-panjakana CEPE amin’ity taona 2024 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Mey 2024
KAOMININA AMBOHIDRAPETO. Hampianatra informatika maimaim-poana

Tafakatra 70% ny tahan’ny tsy fananan’asa mahazo ireo tanora latsaky ny 30 taona eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT