• Zoma 14 Jona 2024
Faha 100 taonan’ny Lycée Jules Ferry Faravohitra. Ho halehibiazina ny efitrano fianarana informatika

Napetraka omaly ny takela-batom-pahatsiarovana ny faha 100 taonan’ny Lycée Jules Ferry Faravohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2024
Mpampianatra any . Ambatofinandrahana « Nosoloina olon’ny IRMAR ny Chef Cisco mamy hoditra »

Nesorina ny chef Cisco anay Razafimpirenena Bien Aimé izay mamy hoditra amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Jona 2024
TETIKASA FANANGANANA TRANON-TSEKOLY. Hahazo tombony Alasora Avaradrano

Hahazo tombony amin’ny tetikasa fananganana tranon-tsekoly vaovao ny kaominina Alasora, distrikan’Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2024
Mpianatra mendrika amin’ny Bakalorea eto Iarivo. Hahazo vatsim-pianarana any Italie izay mahazo « mention très bien »

Hahazo vatsim-pianarana miazo an’i Italie ireo mpianatra izay nitsidika ny fampirantiana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2024
ADINA ARA-PANATANJAHANTENA BAKALOREA. Nanomboka omaly ny teto an-drenivohitra

Nanomboka omaly Alatsinainy 10 jona ny adina ara-panantajahan-tena Bakalorea ho an’ny eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2024
Mpianatra nianjera. Namoy ny ainy rehefa nasiana fanatoranana

Mpianatra 6 taona tao amin’ny La clémence Ambanidia no nianjera ka nisy fahatapahana ny tanany,

Hamaky ny tohiny
FTT