Informatika-Famoronana "jeux video"

Tompondakan'i Afrika ny tanora Malagasy


  • Alakamisy 11 Jolay 2024

Tanora malagasy no nandrombaka ny laharana voalohany sy faharoa

tamin’ilay lalao fiadiana ny tompon-dakan'i Afrika amin'ny famoronana Jeux video « GAME JAM PLUS ». Vondrona mpianatra ao amin'ny IT University no nikaon-doha ka nanorina ny "Informa’tiako".11 no isan’izy ireo fa 6 tamin’ireo no namolavola an’i GEN nifaninanana tamin'ny lalao Game Jam Plus 2023/2024. Marihina fa tompon-daka ny afrika amin’io Izy ireo amin’ity taona 2024 ity. "Jeu" voalohany noforonin’izy ireo izy io ka izao Tompon-dakan'i afrika izao. 8 volana ny faharetan'ny lalao ary teto an-toerana ihany (À distance) no nanaovana ny fifanintsanana.Taorian'io nisy ihany koa ny lalao Gameload izay namoronan’izy ireo nu « PAM’S » ka nahazoany ny laharana faharoa indray.
Nangonin'i RTT
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • MARIKA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

AMIN’NY FITAOVAM-PIANARAN’NY MPIANATRA

  • CEG ALASORA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nahazo dabilio hianarana ny mpianatra

  • Fitia,
  • Alarobia 23 Septambra 2026

13 taona dia afaka Bakalôrea

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Zoma 18 Septambra 2026

"Mifampatoky, miara-miasa dia tafita"

  • Fanadinam-panjakana BEPC
  • Talata 15 Septambra 2026

Ho foana ny «Option B »,

  • Coins Jeunes » 4
  • Talata 15 Septambra 2026

eo anivon’ny METFP

Hijery ny tohiny
FTT