• Zoma 25 Oktobra 2024
ANTANANARIVO NOMERIKA. Solosaina miisa 122 no natolotra tao anatin’ny herinandro

Tena nahafaly ireo ray amandrenin’ny mpianatra ny fahafahan’ny zanany mianatra solosaina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Oktobra 2024
HERISETRA ARA-TSAINA ANY AN-TSEKOLY. Ny 58%-n’ny ankizy no miaina izany

Ny 58%-n’ny ankizy no fantatra fa miaina ilay herisetra ara-tsaina any an-tsekoly eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2024
Fifaninana momba ny robotika. Norombahin’ny Malagasy ny « First Global Challenge 2024 »

Norombahan'i Madagasikara tamin’ny alalan’i Tojo Emrick Rajomarison avy amin’ny Ritcheyl School of Madagascar

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Septambra 2024
SEKOLY AMBONY ISPM. Manofana ny tanora hamorona asa ho an’ny tenany

Miisa 4.000 tao anatin’ny 31 taona nijoroany ireo injeniera efa navoakan’ny sekoly ambony ISPM eny Antsobolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2024
Fampianarana.FANAMPIAN’NY FANJAKANA NY EPP 100.000 Ar isan-taona monja, voatery mitady fanampiana ny Kaominina

Mbola 100.000 Ar isan-taona isaky ny sekoly ambaratonga fototra monja hatramin’izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Septambra 2024
SARAM-PIANARANA VOLANA SEPTAMBRA. Tsy mbola nahaloa izany ny 80%-n’ny Ray aman-dReny

Ny fahadimin’ny volana hitsahina farafahatany no fandoavana ny saram-pianarana ho an’ny

Hamaky ny tohiny
FTT