• Alakamisy 17 Aprily 2025
« Application » avo lenta ho an’ny Fitantanana orinasa. Teraka ny « ASYNC » novokarin’ny BICI, 100% Malagasy

Nitondra zava-baovao ara-teknolojia antsoina hoe : « ASYNC » na « Asynchrone »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Martsa 2025
Mila solosaina, kely anefa ny vola am-pelatanana. Inona no hevitra ?

Mitodika any amin’ny fampiasana solosaina na ny asa na ny fianarana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Martsa 2025
Rakoto Mahefarinoro William René. «Ny fanabeazana diso no mampisy tsy fandriampahalemana»

Tena misy ifandraisany ny tsy fandriampahalemana mirongatra sy ny fanabeazana mitotongana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Martsa 2025
Fanadinana CEPE. Ahoana no hiantohana ny tsy hisian’ny « fuite de sujets » ?

Hatramin'izay dia ny CNAPMAD no manao tonta printy sy colisage isaky ny CISCO .

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Martsa 2025
Lasa voafetra ny fanabezana ankehitriny. Mirongatra ny karazana tsy fandriampahalemana

Lasa voafetra ny fanabezana ankehitriny na ny marimarina kokoa aza dia hoe voafetra be

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Martsa 2025
ONIVERSITE-N’ANTANANARIVO. Tara raha oharina amin’ny oniversite any ivelany

Tena tara raha oharina amin’ireo karazana oniversite misy marobe any ivelany ny oniversite-n’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT