- Alakamisy 09 Martsa 2017
Fampianarana.DREN Analamanga Tsy mianatra ny mpianatra anio 9 marsa
Nahazo fanairana loko mena ny faritanin’Antananarivo, misy faritra efatra dia Analamanga, Vakinankaratra, Bongolava ary Itasy.
Hamaky ny tohinyNahazo fanairana loko mena ny faritanin’Antananarivo, misy faritra efatra dia Analamanga, Vakinankaratra, Bongolava ary Itasy.
Hamaky ny tohinyTsy misy saram-pisoratana aloa amin`ny fanadinam-panjakana CEPE SY BEPC taom-pianarana 2016-17.
Hamaky ny tohinyNasiam-panatsarana ny EPP Ambihy, distrikan’Arivonimamo II. Dabilio miisa 21, vola hoenti-mampihodina ny “cantine scolaire”
Hamaky ny tohinyTapaka tanteraka ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena sy ny sendikan’ny mpampianatra malagasy.
Hamaky ny tohinyNanamarika ny andron’ny Telma ny sekoly ambony UPRIM. Ny alarobia teo no nanatanterahany azy ity tetsy amin’ny foibeny etsy Andavamamba,
Hamaky ny tohinyTsy afenina intsony fa tena tsy mitsaha-mitontongana ny fahasimban’ny tontolo iainana eto amintsika.
Hamaky ny tohiny