- Alakamisy 08 Jona 2017
Fampianarana.PRIMA BABY Hanampy ireo ray aman-dreny amin’ny fitaizana ny zanany
Fito taona nijoroana ankehitriny ny Prima Baby miaraka amin’ny Madajeune.
Hamaky ny tohinyFito taona nijoroana ankehitriny ny Prima Baby miaraka amin’ny Madajeune.
Hamaky ny tohinyNotanterahina omaly alatsinainy 15 mey teny amin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena Anosy ny fifanaovan-tsonia tamin’ny alalan’ny minisitra Paul Rabary sy ny sekoly ambony manofana ho mpitantana ny raharaham-panjakana (ENAM) tamin’ny alalan’ny talen’io ivontoerana io, Pascal Rabetahina.
Hamaky ny tohinyNihaona mivantana tamin’ireo senatera eto amintsika omaly ny minisitra Paul Rabary manoloana ilay fanovana ny rafi-pampianarana sy ny tetiandrom-pampianarana izay samy hihatra manomboka ny taona 2020 avokoa raha tsy misy ny sampona.
Hamaky ny tohinyAzo hazavaina amin’ny antony telo ny tsy nahatraran’i Madagasikara ny Tanjon’ny taona arivo fahatelo, hoy ny mpandrindra nasionalin’ny CONAMEPT (Coalition Nationale de Madagascar pour l’Education Pour Tous) Huguette Rakotoarivony nandritra ny fanokafana ny SMA (Semaine Mondiale d’Action pour l’Education) teny Anosy omaly.
Hamaky ny tohinyLatsaky ny 25 %-n’ireo ankizy afa-panadinana Bakalôrea any ambanivohitra no fantatra fa mba afaka manohy ny fianarany eny anivon’ny sekoly ambaratonga ambony raha mahatratra 70% mahery eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohiny1957-2017 ! Feno 60 taona ankehitriny ny sekoly Madecasse. Teny Andravoahangy no niandohany ary ankehitriny dia efa eny Ampasika sy Bemasoandro ary Ambohijafy Itaosy no misy azy.
Hamaky ny tohiny