• Alatsinainy 07 Aogositra 2017
Fahasalamana.HJRA Ampefiloha Ampy tsara ny tahirin-drà

Na dia mahatratra 100 paosy isan’andro aza ny filàn-drà eto an-drenivohitra amin’ny ankapobeny, dia tsy manana olana amin’izany ny toby fitehirizan-drà etsy amin’ny hôpitaly HJRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Jolay 2017
Fahasalamana.Aretina Hépatite B Mandripaka any ambanivohitra

5,4% no tahan’ireo mitondra ny otrikaretina hepatite B ety an-tanàn-dehibe.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Jolay 2017
Fahasalamana.Fizaham-pahasalamana eny Analakely Natao hanampiana ny rehetra

Hetsika ara-pahasalamana maro no tanterahin’ny fikambanana “Club Ominsports Avaratranjoma” etsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Jolay 2017
Fahasalamana.Ambohitrantenaina Imerintsiatosika Hanatanteraka didimpoitra faobe ny miaramila

Hanatanteraka didimpoitra faobe ao amin’ny tanànan’Ambohitrantenaina Imerintsiatosika izay misy ny anjara tanin’izy ireo ny miaramila mivondrona ao amin’ny Service civique.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Jolay 2017
Fahasalamana.Honoré Rakotomanana Tsy nahazaka hafanana ka safotra

Minitra vitsy tsy ahatongavan’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta, Solonandrasana Mahafaly Olivier, hanotrona ny ambasadaoro frantsay Dominique Vouland Aneini, hifandimby handray

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jolay 2017
Fahasalamana.Aretina diabeta Mitombo isa hatrany ireo olona voany

Mitombo isa hatrany ireo olona voan’ny aretina diabeta eto amintsika, raha araka ny fanazavan’ny dokotera José, tompon’andraikitra eo anivon’ny AMADIA etsy Faravohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT