• Alatsinainy 21 Aogositra 2017
Fahasalamana.Asan’ny mpampivelona Misedra olana noho ny tsy filaminana

Mahatratra 3.500 isa ireo mpampivelona voasoratra anarana ara-dalàna ao anatin’ny holafitry ny mpampivelona amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Aogositra 2017
Fahasalamana.Asan’ny mpampivelona Misedra olana noho ny tsy filaminana

Mahatratra 3.500 isa ireo mpampivelona voasoratra anarana ara-dalàna ao anatin’ny holafitry ny mpampivelona amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Aogositra 2017
Fahasalamana.Tsenan’ny Pavillon Analakely Niara-nanadio ny CUA sy ny mpivarotra

Antoky ny filaminan’ny tanàna ny fahadiovana, ka mitohy hatrany ny fanadiovana faobe eo anivon’ny Boriboritany Voalohany eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Aogositra 2017
Fahasalamana.Hopitaly Itaosy Nahazo efitrano fandidiana manara-penitra

Anisan’ny tanana be mponina indrindra ho an’Antananarivo Atsimondrano ny tanànan’Itaosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Aogositra 2017
Fahasalamana.Fitsaboana ny “Hépatite B Mila 1 tapitrisa Ar isan-kerinandro

1 tapitrisa Ar isan-kerinandro raha kely ny vola ilaina ho an’ireo mararin’ny aretina Hépatite B eto amintsika, raha araka ny fanazavan’ny profesora Rakotovao Luc ;

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Aogositra 2017
Fahasalamana.Fampinonoan-dreny Mbola mila ezaka i Madagasikara

Manao ezaka goavana hatrany ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka amin’izao fotoana izao manentana ny Reny Malagasy ny amin’ny tokony hampinonoana tsy misy fangarony ny zaza vao teraka mandrapahatongan’ny faha-enim-bolany.

Hamaky ny tohiny
FTT