Fahasalamana

Seces Antananarivo Miantso fampiatoana fampianarana sy fikarohana


  • Talata 03 Oktobra 2017

Manoloana ny firongatry ny aretina pesta eto amin’ny firenena ankehitriny dia manao antso avo amin’ireo tompon’andraiki-panjakana

 

rehetra misehatra eo amin’ny fampianarana sy fikarohana ny avy eo anivon’ny sendikan’ireo mpampianatra mpikaroka eto Antananarivo na ny Seces mba hampiato ny asa fanabeazana sy fampianarana sy fikarohana manerana ireo sekoly sy toeram-pampianarana sy fikarohana manerana ny nosy mandra-pifehy ny fianak’ity valan’aretina ity. Ireo tanàna rehetra ahiahiana ho misy tranga rehetra dia tokony handraisana fepetra fampiatoana avokoa aloha satria aleo misoroka toy izay mitsabo. Mankahery sy miray fo amin’ireo rehetra tsy salama izahay, hoy ny fanambarana, ary miaraka ory amin’ireo namoy havan-tiana tsy satry. Ny mitabe, hoy izy ireo, tsy lanin’ny mamba.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT