Fahasalamana

“PestePulmonaire” Ahoana ny fitrangany ? Inona no tokony hatao ?


  • Alatsinainy 02 Oktobra 2017

Aretina mahafaty kanefa azo tsaboina raha fantatra ara potoana sy entina eny amin’ny dokotera ny pesta.

 

 “Peste Pulmonaire” ilay misy eto Madagasikara amin’izao fotoana, arakany fanazavan’ny minisiteran’ny fahasalamana. Tahakaizao ny trangaha mantarana azyio : misy hafanana be ilay marary, somary sempotra, marary ny tratra, mikohoka sy mandoara.Tena tsy fahita amin’olombelona intsony anefa ity pesta mahazony avokavoka ity satria 5% n’ny trangana pesta ihany. Ny matetika hita dia ny peste bubonique, io ilay ahitana atoditariana ny marary sady reraka be, ity no tena karazana pesta mateti-pitranga ; ary trangana pesta fahatelo farany ny “peste septicemique” io indray dia mahazo ny ra avy hatrany ary tena mahafaty haingana. Noho izany aleo mandeha any amin’ny dokotera natoeram-pitsaboana haingana vantany vaomisy ireo fambara etsy ambony ireo hahafahana mitsabo haingana. Mety hitranga ora vitsy kahatramin’ny 5 andro taorian’ny nahazoana ilay aretina ny fambara.Tsara ho marihuana famaimaimpoana ny fitsaboana ny pesta eto Madagasikara eny amin’ny hopitalim-panjakana.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT