Fahasalamana

KAOMININA TALATAMATY Hidina hitety tokantrano, hanasazy ireo maloto


  • Alatsinainy 09 Oktobra 2017

Tena kapok’Andriamanitra ity aretina pesta miseho eto amintsika ity hoy ny Ben’ny tanànan’ny kaominina Talatamaty Rado Razafindratsimba.

 Raha tsy misy trangan-javatra tahaka izao mantsy dia tsy ho tonga saina hihetsika amin’ny asa fanadiovana mihitsy ny vahoaka sy ny fitondram-panjakana, hoy izy. Ho an’ny kaominina iadidiany manokana dia fantatra fa hanomboka hidina hitety tokantrano izy ireo ka hisy mihitsy  ny fanasaziana ireo maloto. Hiarahana amin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny ny hetsika ho fiarovana sy ho fitandroana ny aim-bahoaka. Anisan’ny kaominina nahitana trangan’aretina pesta tao amin’ity kaominina ity. Olona avy any amin’ny faritany no nitondra azy saingy efa voafehy tanteraka ankehitriny.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT