Edito
- Alarobia 09 Febroary 2011
Edito.Fanovana
Hamaky ny tohiny
Dia nandalo fa tsy niserana fotsiny fa nanaovana lanonana fahatsiarovana ny tranga niseho ny 07 febroary 2009, tsy tahaka ny 26 janoary fa dia nisy ny fanamarihana tamin’ny fomba ofisialy io daty manan-tantara ho an’ny hetsika notarihan’i Andry Rajoelina io.
Hamaky ny tohinyAraka ny fandinihan’ny manampahaizana Malagasy iray dia antony tsy mampandroso sy mampikorontana lava ny firenena Afrikanina, tafiditra ao anatin’izany i Madagasikara ny tsy fahampian’ny tena mpitarika, io ilay antsoina hoe “Leader”, mpanao politika sy teknisianina no maro an’isa.
Hamaky ny tohiny