- Talata 01 Martsa 2011
Edito.Tonga saina
Hamaky ny tohiny
Tsy takona afenina toy ny tafika andrefan-tanàna ny fisian’ny ady mangatsiaka eo amin’ny mpitantana ny tanànan’Antananarivo sy ny avy amin’ny fitondrana FAT.
Hamaky ny tohinyTsy takona afenina ny ady saritaka amin’ny samy mpitondra ny fahefana avon’ny tetezamita. Andaniny ny antsojay ataon’ny Ministeran’ny Fanajariana ny tany sy ny fanapariaham-pahefana amin’ny Koaminina Antananarivo Renivohitra, ankilany ny ministeran’ny mponina sy ny sosialim-bahoaka sy ny Ministeran’ny Fanajariana ny tany sy ny fanapariaham-pahefana amin’ny fandaminana ny ady tany.
Hamaky ny tohinyTsy tafaverina teto an-tanindrazana araka izay efa nambara sy nantenain’ny vahoaka Malagasy an-tapitrisany maro ny Filoha Marc Ravalomanana ny sabotsy 19 febroary teo. Tsy nahakivy ireo olona ana hetsiny izay tonga nitsena azy anefa izany satria fantatr’izy ireo mazava ny antony tsy nahatonga azy.
Hamaky ny tohiny