- Talata 26 Jolay 2011
Edito.Samy manana ny kajiny io e !
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly ny fotoam-pivoriana tsy ara-potoan’ny parlemanta dia ny Kongresy sy ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita izany.
Hamaky ny tohinyNisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly ny fotoam-pivoriana tsy ara-potoan’ny parlemanta dia ny Kongresy sy ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita izany.
Hamaky ny tohinyHivalona afaka herinandro ny volana aogositra, fa tsy hita ihany izay vahaolana hivoahana amin’ny krizy.
Hamaky ny tohinyHotanterahana ny 28 novambra ho avy izao ny fifidianana filoham-pirenena any RDC na Repoblika Demokratikan’i Congo, na Zaira teo aloha.
Hamaky ny tohinyMety ho avy eto amintsika indray ny iraky ny vondrona SADC hanohy ny asa fanelanelanana satria tsy mbola fantatra mazava izay tondrozotra na sori-dalana eken’ireo ankolafy politika rehetra eto an-toerana sy ny fianakaviambe iraisam-pirenena fa hamoahana an’i Madagasikara latsaka anaty lavaky ny krizy izao.
Hamaky ny tohinyDia ho sanatria ve kabary ambony vavahady tahaka ny fanao ao anatin’izao tetezamita izao ny nanambaran’ny filohan’ny FAT fa vita amin’ny 31 jolay ho avy izao ny lisi-pifidianana ?
Hamaky ny tohinyZary toetra sy kolontsaina raiki-tapisaka amin-dRamalagasy tato ho ato ny fandrodanana.
Hamaky ny tohiny