- Alakamisy 04 Aogositra 2011
Edito.Latsaka anaty lavaka !
Araka ny vokatry ny fanadihadiana navoakan’ilay gazety boky amerikanina malaza Forbes dia lohalaharana amin’ny toekarena ratsy sy tara indrindra aty afrika i Madagasikara amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohiny