- Alakamisy 03 Mey 2012
Edito.Fahalalahana hoe ?
Andro iraisam-pirenena amin’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny anio 3 mey, ary mankalaza izany tahaka ny firenena maro isika eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyAndro iraisam-pirenena amin’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny anio 3 mey, ary mankalaza izany tahaka ny firenena maro isika eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyMisy fetrany ny fandeferana. Efa natao ny ala nenina fa tsy hita ihany izay fiovam-po avy amin’ny ankolafy Rajoelina koa dia nanapa-kevitra ny hampitsahatra ny fiaraha-miasany amin’ny fitondrana tetezamita ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyMifandimby sy mifanesy ny fivoriana ataon’ny ankolafy Ravalomanana hatry ny omaly, ho amin’ny fanomanana ilay fihaonambe amin’ny vahoaka eto Antananarivo sy ny manodidina rahampitso sabotsy.
Hamaky ny tohinyMihodina ihany nefa tsy hita izay fiafarany ! Sahiran-tsaina amin’ny politika mamoaka sy mampiditry ny mpanelanelana ireo mpanao politika eto amintsika.
Hamaky ny tohinyMafampana eo amin’ny resaka fitakiana sy fitokonana ity anio ity, satria hampiseho ny heriny ireo mpampianatra mivondrona ao amin’ny Sempama.
Hamaky ny tohinyMampatsiahy ny zava-misy eto amintsika ny nitranga tany amin’ny nosy Barhein ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohiny