- Talata 15 Mey 2012
Edito.Misy mihaino ve ?
Mba mety hahatonga saina ny mpanao politika ve ny hafatry ny FFKM nivoaka ny zoma lasa teo, sa dia sanatria tahaka ny rano araraka amin'ny lamosin-gisa fotsiny ?
Hamaky ny tohinyMba mety hahatonga saina ny mpanao politika ve ny hafatry ny FFKM nivoaka ny zoma lasa teo, sa dia sanatria tahaka ny rano araraka amin'ny lamosin-gisa fotsiny ?
Hamaky ny tohinyMiha mahazo vahana ny fanehoan-kevitra amin’ny alalan’ny fidinana an-dalambe, eto an-drenivohitra, tato anatin’ny iray volana izao.
Hamaky ny tohinyNy 4 mey lasa teo dia nisy ny taratasy avy any amin’ny praiminisitra nalefa any amin’ny minisitry ny fitsarana, milaza io taratasy io fa tokony hatsahatra daholo ny raharaham-pitsarana mahakasika ireo olon’ny mpanohitra.
Hamaky ny tohinyMampangetaheta ny efa tena maha matihanina ireo firenen-dehibe amin’ny fampiharana ny demokrasia sy ny fahafahana maneho hevitra.
Hamaky ny tohinyTsy milamina ny tany ! Izay no azo hamintinana ny zava-misy eto an-drenivohitra, izay azo itarafana tsara mihitsy ny mbola fisian’ny krizy eto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohinyMifarana ity ny herinandro voalohany amin’ny volana mey, volana fahadimy amin’ity taona ity, saingy mbola ankamantatra ny hisian’ny tena fitoniana eto amin’ny tany sy ny fanjakana.
Hamaky ny tohiny