Edito

Mampiesona


  • Alarobia 17 Jolay 2013


Tsy tanteraka ny tondrozotra fa izay nahasoa an’i Andry Rajoelina no vita. Tsy nikorontana anefa ny Zanak’i Dada, nangina tsy nahitan-teny ny iraisam-pirenena. Nivadika tamin’ny teniny hatrany i Andry Rajoelina. Nilaza ny tsy hilatsaka fa hiandry amin’ny 2018 nefa avy eo nandrotsaka dosie dia kandida. Inona no nataon’ny iraisam-pirenena, nisy ve ny sazy ?

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Mipetraka
  • Zoma 27 Novambra 2026

ialahy dia mijery!

  • Mikisaka izay
  • Alakamisy 26 Novambra 2026

kely vovok’aina ?

  • Miandry fihatsaràna!
  • Alarobia 25 Novambra 2026

Fandrosoana, fivoarana,

  • Mafanafana !
  • Talata 24 Novambra 2026

Toe-draharaha maro

  • Raharaha
  • Alatsinainy 23 Novambra 2026

maro!

  • Samy manavao!
  • Zoma 20 Novambra 2026

Ny tranga rehetra ety

Hijery ny tohiny
FTT