Edito

Toliara Tonga hatreny amin’ny EPP ny rongony


  • Alatsinainy 07 Jolay 2014

Lasibatry ny zava-mahadomelina ny ankamaroan’ireo tanora ao Toliara

Misy mpivarotra rongony sasany ao Toliara no sahy mivarotra izany imasom-bahoaka na dia manao izay ho afany amin’ny fanenjehana sy fisamborana azy ireo aza ny mpitandro ny filaminana. Misy hatramin’ny mpianatry ny EPP hanala fanadinana CEPE tafaroboka. Mba manala azy, hono, hoy ireo mpianatra maromaro manodidina ny 14 taona, nanontaniana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT