Edito

Centre Rassouloul Akram-Inisma Nitondra ny tsirambin’ny tanany teny amin’ny fonja


  • Alatsinainy 07 Jolay 2014

Amin’izao ramadany izao dia nanapa-kevitra hijery manokana ny olona tena osa tsy dia misy mpitsinjo ny CRA (Centre Rassouloul Akram-Inisma) sy ny mpiara-miombona antoka aminy ka dia teny amin’ny fonjan’Antanimora no niantefan’ny safidiny

Tsy vaovao anefa izao asa natao teny am-ponja izao fa efa mahazatra ny tompon’andraikitra ao amin’ny radio RVS sy ny fan club RVS, ka ireo zaza latsaka ny 16 taona sy ny silamo any am-ponja no nokarakaraina manokana. Nomena vary manta, boky fanabeazana vokatra farany, mofo ary akondro ireo voafonja. Nampanantena ny tompon’andraikitra fa tsy manadino ireo voafonja ary handalo matetika eny an-toerana hitondra fanampiana tahaka izao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT