- Alatsinainy 25 Aogositra 2014
Edito.Tsy maharesy lahatra
Nanome toky ny praiminisitra fa hanohana ny ezaka atao amin’ny fametrahana ny fandriampahalemana ny fanjakana. Ambetin-dresaka nandritra ny fivorian’ny COI tatsy amin’ny nosy Kaomoro koa ny hoe fiarovana ny fari-dranomasina aty amin’ny ranomasimbe Indiana manoloana ireo jiolahin-tsambo sy ny trafika isan-karazany
Hamaky ny tohiny