Edito

Delestazy Misoko mangina ny ao Antsirabe


  • Talata 30 Septambra 2014

Efa manerana an’i Madagasikara ankehitriny ny delestazy ary hiharan’izany ny ao Antsirabe amin’izao fotoana.

Raha ny re dia efa nisy ny fampahafantarana ny tompon’andraikitry ny faritra amin’ny fisian’izany nataon’ny tompon’andraikitry ny Jirama fa hitranga fa tsy azo hihodivirana ny Delestazy noho ny tsy fahampian’ny solika, saingy tsinjaraina isaky ny kartie izany eto Antsirabe raha ny hita hatramin’ny sabotsy sy ny alahady teo. Raha ny sabotsy lasa teo dia ora 2 ny fitambaran’ny fahatapahana ho an’ny faritra Antsenakely iny ary nanodidina ny ora iray indray ny alahady maraina. Hatreto moa dia tsy misy filazana mialoha amin’ny haino aman-jery toy ny teo aloha ny mety fisian’ny fahatapahana fa dia mandeha ho azy eo izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Edito

  • Minia mikipy,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

efa zatra tsy mivaky loha

  • Aoka tsy hanao
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

tari-bato vilam-bava !

  • Mila maka lesona !
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Na iza faly na iza tezitra,

  • Hanao ahoana
  • Talata 22 Septambra 2026

sy ho tonga hatraiza ?

  • Mianatra!
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Samy mila mianatra

  • EDITO
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Mila miova raha te hanova ?

Hijery ny tohiny
FTT