- Alatsinainy 12 Jona 2017
Edito.Miverimberina ny tantara
Izay tokoa angaha no maha voasokajy ho tany an-dalam-pandrosoana ny tany an-dalam-pandrosoana.
Hamaky ny tohinyIzay tokoa angaha no maha voasokajy ho tany an-dalam-pandrosoana ny tany an-dalam-pandrosoana.
Hamaky ny tohinyTapitra ny fampiatoan’ny fitsarana ny asany ary nisy ny zavatra maro nambaran’izy ireo nandritra ny fanatsaharana ny asa tao anatin’ny fotoana voafetra. Inona no hiseho aorian’ireny ?
Hamaky ny tohinyMitokona ny sendikan’ny mpiasan’ny minisiteran’ny vola sy ny tetibola izay avokavoky ny fitsinjarana ireo vola fampandehanana ny raharaham-pirenena sy ny ain’ireo « mpiasam-bahoaka ».
Hamaky ny tohinySamy maka ho azy sy samy manao izay danin’ny kibon’ny sisa eto amin’ny firenena fa tsy misy intsony izany lalà na ifampifezana izy.
Hamaky ny tohinyDia tsy mbola ho fanta-bahoaka ihany izay namono an-dRatsimandrava, tsy hazava ny mikasika ny raharaha
Hamaky ny tohinyLohahevitra hoenti-manamarika ny faha-57 nahazoantsika fahaleovantena amin’ity taona ity ny hoe “Mamiko ny taniko, ny fisandratany no tanjoko”.
Hamaky ny tohiny