- Zoma 22 Jona 2018
Edito.Aza manetsi-keloka e !
Sesilany ny fanadiovan-tena eo amin’ny mpanao politika hoenti-manoso-potaka ny hafa hahafahana manadio tena.
Hamaky ny tohinySesilany ny fanadiovan-tena eo amin’ny mpanao politika hoenti-manoso-potaka ny hafa hahafahana manadio tena.
Hamaky ny tohinyMbola tsy maina akory ny ravina nihinanana, dia efa rava sahady ny velirano sy ny fanomezan-toky natao teny an-kianja e!
Hamaky ny tohiny« Valalabemandry ialahy ! Rahoviana ihany vao Valalabemifoha ? », hoy ny hiran’i Zokibe Sareraka, Fanontaniana mbola mitombina tsara io ary miantefa amintsika rehetra.
Hamaky ny tohinyVaky bantsilana indray ny kilalao politika maloto sy kimaizimaizina amin’ny resaka fifanarahana politika hivoahana amin’ny krizy hono e !
Hamaky ny tohinyInona ihany izany no hatao ? Samy manao izay ho afany hankalazana ny azy avy ireo milaza fa tokony ho laharam-pahamehana ny fifidianana, an-daniny sy ny mpomba ny maha laharam-pahamehana ny fanorenana ifotony an-kilany.
Hamaky ny tohinyRaikitra ny fiadiana izay ho tompondaka eran-tany eo amin’ny taranja baolina kitra.
Hamaky ny tohiny