- Alatsinainy 02 Jolay 2018
Edito.Ny eo ihany no eo e !
Nivoaka iny ny datim-pifidianana, ary samy manana ny ambarany ny mpanao politika isan-karazany.
Hamaky ny tohinyNivoaka iny ny datim-pifidianana, ary samy manana ny ambarany ny mpanao politika isan-karazany.
Hamaky ny tohinySarotra ny miala amin’ny mahazatra, hoy ilay fomba fiteny izay. Na ho tonontononona sy takitakiana isan’andro aza ity atao hoe fiovana dia toa samy manana ny petra-keviny avy mikasika izay antsoina hoe fiovana izay ny rehetra.
Hamaky ny tohinyTsy misy mandeha amin’izay laoniny intsony eto amin’ny firenena amin’izao na ara-tsosialy na ara-toekarena, indrindra ny ara-politika. Fanamaivanan-dresaka no ataon’ny fanjakana.
Hamaky ny tohinyTsy mbola foana hatreto ny fiheverana sy fanantenana fa taom-pifidianana ity 2018 ity, raha ny kabarin’ny filoham-pirenena omaly.
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny fanamarihana tanteraka ny fetin’ny fahaleovantena isika amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyManahirana ny saina ary tena mampihorohoro mihitsy tato ho ato ny mahita ireto riba mena mampahatsiahy fa faritra mena hita eny amin’ireo birao sy tranom-panjakana isan-karazany.
Hamaky ny tohiny