- Zoma 16 Aogositra 2019
Edito.Mandroso mihemotra !
Tsy mila mpamatsy vola mahazatra fa mampahantra, avy eo mila mpamatsy vola mahazatra indray !
Hamaky ny tohinyTsy mila mpamatsy vola mahazatra fa mampahantra, avy eo mila mpamatsy vola mahazatra indray !
Hamaky ny tohiny6 volana mahery taorian’ny nijoroan’ny fitondrana Rajoelina dia manomboka mijoro koa ankehitriny ny rafitra politika rehetra heverina fa lojika ao anatin’ny atao hoe repoblika.
Hamaky ny tohinyDemokrasia tahaka ny ahoana no tiana hapetraka eto amin’ny tany sy ny fanjakana ity ?
Hamaky ny tohinyTontosa iny ny fivoriamben’ireo mpanohitra ny fitondrana voalohany sy ny manodidina azy.
Hamaky ny tohinyMila manova toetsaina isika malagasy. Azo antoka fa farafahakeliny angamba, 58 taona, no nahenoana ny tolo-bahaolana hamahana ny fahasahiranana teto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyManakaiky ny fifidianana ben’ny tanàna, ka efa miomankomana indray ry Dadabenoely hampanjaka ny politikan’ny domina tapany handoa erany.
Hamaky ny tohiny