- Alarobia 05 Febroary 2020
Edito.Edito Manonofy sy ampanofisina
« Rahoviana ihany izay vao valala be mifoha ? », hoy ny fanontaniana iray nipetraka efa tany amin’ny taona 90 izay.
Hamaky ny tohiny« Rahoviana ihany izay vao valala be mifoha ? », hoy ny fanontaniana iray nipetraka efa tany amin’ny taona 90 izay.
Hamaky ny tohinyManomboka mazava ny toe-draharaha mahakasika ny sakantsakana na filana vaniny tany Alaotra.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny olana fototra naverimberin’ireo teknisianina sy manampahaizana ho sakan’ny fampandrosoana ny firenena hatramin’izay ny tsy fisian’ny fitoizan’asa na « continuité de l’Etat ».
Hamaky ny tohinyMiampy indray ny fanontaniana. Tsy mijanona intsony amin’ny “contrat programme”
Hamaky ny tohinyTanteraka io ny fanovana mpikamban’ny governemanta. Tsapa ho nivoaka sempotra ihany ny Filoha sy ny Praiminisitra teo am-pandrafetana azy.
Hamaky ny tohinyMilamina ny firenentsika, hoy ny filohan’ny CENI omaly. Zava-dehibe ny nahafahantsika nametraka tontolo tony, hoy kosa ny filohan’ny HCC.
Hamaky ny tohiny