- Alarobia 20 Jolay 2022
Edito.Efa afo nandoro ny lamba
Ny omaly tsy miova toy ny volan-kakafotra ny fanantenana vahaolana eo anatrehan’ny olona mianjady amin’ny vahoaka sy ny firenena Malagasy.
Hamaky ny tohinyNy omaly tsy miova toy ny volan-kakafotra ny fanantenana vahaolana eo anatrehan’ny olona mianjady amin’ny vahoaka sy ny firenena Malagasy.
Hamaky ny tohinyDera sy laza ho anao, hoy ny hiran’I Sareraka tany alohan’ny taona 2000 izay. Misaotra anao aho fa nomenao vahoaka dondrona, hoy ny tononkira.
Hamaky ny tohinyMizotra mankany mankany amin’ny fahasahiranana ny firenena Malagasy. Samy mametra-panontaniana ny rehetra hoe: rahoviana vao hisy masoandro mihiratra ?
Hamaky ny tohinyEfa hita mibaribary izao fa tsy zakan’i Andry Rajoelina sy ny ekipany ilay mitantana firenena.Tsy misy zavatra mandeha amin’izao laoniny, iza no tsy mimenomenona,
Hamaky ny tohinyTsy fotoanan’ny fifanomezan-tsiny na ny fifamendrofendroana intsony tokoa izao, fa fotoana natao hiatrehana sy hitadiavam-bahaolana manoloana ny fahasahiranana mandifotr’olona miseho ankehitriny.
Hamaky ny tohinyManomboka eto izany dia fanontaniana goavana apetraka amin’ny fitondram-panjakana mijoro ny hoe kajy ho an’iza ity hataon’izy ireo ity?
Hamaky ny tohiny