- Talata 28 Jona 2022
Edito.Misy farany !
Vita iny ny fanamarihana ny tsingerin-taona nahazoana ny fahaleovantena. Asa aloha hoe: fahaleovantena tahaka ny inona moa izany no iainantsika amin’izao vanim-potoana izao?
Hamaky ny tohinyVita iny ny fanamarihana ny tsingerin-taona nahazoana ny fahaleovantena. Asa aloha hoe: fahaleovantena tahaka ny inona moa izany no iainantsika amin’izao vanim-potoana izao?
Hamaky ny tohinyAsa indray izay tohin’ireo fanazavana rehetra efa nomena mikasika ny zava-mitranga eto amin’ny firenena ity.
Hamaky ny tohinyKolikoly etsy, afera maloro ero, fanodinkodinana volam-panjakana, halatra solika, trafika sy halatra volamena, orinasam-panjakana banky ropitra,…
Hamaky ny tohinyManahiran-tsaina ankehitriny ny miheritreritra ny mety hoavin’ity firenena ity. Hiatrika volana vaovao tsy ho ela isika.
Hamaky ny tohinyNafana ary niavaka ny hetsika ara-pivavahana, fiderana sy antsam-panahy goavana teto an-dRenivohitra ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyRaha misy zavatra tian’izao fitondrana izao indrindra angamba dia ny resaka kifetifety hanaronana ny fahasahiranan’ny vahoaka.
Hamaky ny tohiny