- Zoma 29 Jolay 2022
Edito.Tena mitsapa ny herim-bahoaka ?
“Miasa izao fitondrana izao, efa miezaka ny fitondrana mamaha ny olana, ekena fa misy ny olana fa kosa efa tena miezaka ny fitondrana,…!”,
Hamaky ny tohiny“Miasa izao fitondrana izao, efa miezaka ny fitondrana mamaha ny olana, ekena fa misy ny olana fa kosa efa tena miezaka ny fitondrana,…!”,
Hamaky ny tohinyTsy ny mpanjaka Radama II, hono, no ratsy fa ireo tandapa menamaso nampianatra azy hiliba sy tsy hiraharaha ny fanjakany.
Hamaky ny tohinyMandeha indray ny fampitenenana ireo mpanao politika sy vondron’olom-bitsy mpanohana fitondrana hanehoana fa mbola mamim-bahoaka izao fitondrana ankehitriny izao.
Hamaky ny tohinyRehefa mandinika ny fanehoan-kevitr’ireo heverina fa olobe sy olon-kendry eto amin’ny firenena tato ho ato na koa hoe ireo heverina ho raiamandreny eto amin’ny firenena saingy ivelan’ny fitondram-panjakana dia lasa ny saina.
Hamaky ny tohinyEndriky ny tsy fisian’ny fitoniana ara-politika eto amin’ny tany sy ny firenena intsony ny zava-niseho teto Antananarivo ny sabotsy teo ireny.
Hamaky ny tohinyMafana ny toe-draharaha ara-tsosialy sy toekarena, ary miara-dàlana amin’izany hatrany ihany koa ny politika. Miara-dàlana sy mifameno hatrany moa ireo.
Hamaky ny tohiny