- Alatsinainy 07 Novambra 2022
Edito.Velirano foana isan-taona
Andalana hifanarana indray ny 2022, izay nambaran’ny Mpitondra Fanjakana tany amin’ny fiandohan’ny taona fa ho taonan’ny asa, hanatanterahana ireo velirano maro,…
Hamaky ny tohinyAndalana hifanarana indray ny 2022, izay nambaran’ny Mpitondra Fanjakana tany amin’ny fiandohan’ny taona fa ho taonan’ny asa, hanatanterahana ireo velirano maro,…
Hamaky ny tohinyTsy misy mihetsika, mba tsy hilazana hoe tsy miroso, eny, tsy misy mandroso mihitsy ny fianan’ilay fiarahamonina eto Madagasikara na koa hoe ny fiainam-pirenentsika tao anatin’izay 4 taona izay.
Hamaky ny tohinyTsara kokoa ny mahafehy ny fahanginana toy izay andevon’ireo teny natao, hoy ny poeta anglisy, William Shakespeare izay.
Hamaky ny tohinyNiova indray ny serasera, ka lasa fikaonandoha na fihaonamben’ny mpampiasa vola hijerena làlana ho an’ny fampandrosoana an’I Madagasikara indray, hono,
Hamaky ny tohinyRaha fihetsiketsehana aloha dia tena mbola hita ho lohalaharana raha mitaha amin’izay rehetra efa nandalo teo alohany ny fitondrana ankehitriny.
Hamaky ny tohinyRehefa miteny ilay mpanakanto iray izay ao anaty fampisehoany ao hoe “samy manao izay tiany” dia tena tsy hifankandrenesana amin’izay fotoana izay ny mivoaka amin’ny vavan’ireo mpankafy azy.
Hamaky ny tohiny