- Alarobia 28 Septambra 2022
Edito.Moana sy ny marenina…
Resaky ny moana sy ny marenina ny endrika isehoan’ny raharaham-pirenena ankehitriny. Samy manana izay maharepotra azy,
Hamaky ny tohinyResaky ny moana sy ny marenina ny endrika isehoan’ny raharaham-pirenena ankehitriny. Samy manana izay maharepotra azy,
Hamaky ny tohinyNa politika, na sosialy, na toekarena, na fanatanjahantena …eny hatrany amin’ny fivavahana aza dia ahitana korontana sy zavatra ambony ambany avokoa.Tsy iadian-kevitra intsony ny hoe misy krizy sa tsia.
Hamaky ny tohinyFanehoan-kevitry ny mpanao politika sy mpandinika maro rehefa miresaka fiainam-pirenena, indrindra, tato ho ato, ny hoe mila mahay maka lesona isika na koa hoe tsy mahay maka lesona isika.
Hamaky ny tohinyToy ny tongo-bakivaky ka sady maharary no mahamenatra ny fiharatsian’ny fiainam-pirenena sy ny fiainana ara-politika ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMahamenatr’olona! Izay hatrany no azo ambara, saika isan’andro, eto amin’ity firenena ity. Tsy misy azon’ny mpanara-baovao sy olompirenena atao afa-tsy ny mijery adin’olon-dehibe isan’andro izao.
Hamaky ny tohinyMiitatra tahaka ny sima misioka ny raharaham-pitantanana tsy manjary, tsy misy resaka etika sy soatoavina intsony, fa efa tena samy manao izay danin’ny kibony. Mitoetra sy manan-kery hatreto ilay hoe:
Hamaky ny tohiny