- Zoma 16 Septambra 2022
Edito.Raiso ny andraikitra
Maro ireo raharaha mafampana, naharavana fananana sy namoizana ain’olona teto amin’ny firenena no tsy mbola
Hamaky ny tohinyMaro ireo raharaha mafampana, naharavana fananana sy namoizana ain’olona teto amin’ny firenena no tsy mbola
Hamaky ny tohinyTao anaty haizim-pito nandrenesana antsoantso, hoy ilay hira efa ela. Eny, Anaty haizim-pito ara-bakiteny tokoa ny firenena ankehitriny ary miha miditra lalina amin'izany.
Hamaky ny tohinyMiaina ao anaty tsy fahamarinan-toerana amin’ny lafiny rehetra ny firenena Malagasy. Ny mpitondra sisa no mbola manana ianteherana, tsy manahy ny ampitso raha ny vola aman-karena,
Hamaky ny tohinyAsa na hanao ahoana aloha ny amin'ny volana ambony sy manaraka rehetra fa dia ny mifampihaino aza tsy vita aloha izany hatramin'izao ho an'ny mpitondra sy ny ivelan'ny fitondrana rehetra.
Hamaky ny tohinyHikoha-maina tokoa aza moa atao maika fa misy sery hanilihana. Miakatra ny daozin'ny vava tsy ambina ara-politika vao vory vahoaka kely.
Hamaky ny tohinyMandeha ny fotoana, ny 07 septambra 2023 izany hoe: afaka herintaona katroka raha raisina amin’ny datin’ny omaly no hametra-pialana ny Filoham-pirenena ankehitriny Andry Rajoelina,
Hamaky ny tohiny