Politique

Radanoara Julien « Mila fidiana ny toerana handraisam-bahiny ! »


  • Talata 31 Janoary 2017

Misy ny vahiny natao horaisina any amin’ny efitra fatoriana, misy ny natao horaisina any amin’ny trano fandraisam-bahiny ary misy kosa ny natao horaisina eo am-baravarana.

 Sarin-teny nentin’ny profesora manampahaizana momba ny diplaomasia Radanoara Julien io nentina hanazavana ny fandraisantsika ireo vahiny isan-karazany avy amin’ny firenen-kafa nifandimby nandalo teto tato ho ato izay. Tokony hahamailo antsika ry zareo tiorka satria anisan’ny firenena malaza amin’ny resaka fampihorohoroana ity firenena ity. Tokony hofantarina, noho izany ny mombamomba ireo mpamatsy vola satria matetika mody manao izany koa ireo mpampihorohoro mba hahafahany mametraka ny fitokisany amin’ireo mpiara-miombon’antoka aminy ahafahany mamely tampoka azy ireo.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Vondrona
  • Alakamisy 05 Novambra 2026

politika hafa miray

  • FitsarĂ na avo
  • Alakamisy 05 Novambra 2026

momba ny lalĂ mpanorenana

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

Hijery ny tohiny
FTT